-
Josoa 23:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 raha toa ianareo ka mivadika amin’ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo izay nandidiany anareo, ary manompo andriamani-kafa sy miankohoka eo anatrehan’ireny.+ Koa hirehitra aminareo tokoa ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka tsy ho ela ianareo dia ho ripaka tsy ho eto amin’ity tany soa efa nomeny anareo ity.”+
-
-
Ezra 9:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tena meloka izahay hatramin’ny andron’ny razanay+ ka mandraka androany.+ Ary noho ny fahadisoanay dia natolotra teo an-tanan’ireo mpanjakan’ny tany hafa izahay sy ny mpanjakanay+ ary ny mpisoronay,+ mba hovonoina amin’ny sabatra+ sy hoentina ho babo+ sy horobaina+ ary halam-baraka,+ toy ny amin’izao anio izao.
-