Jeremia 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Niteny taminao aho tamin’ny fotoana tsy nampanahy anao,+ nefa hoy ianao: ‘Tsy hankatò aho.’+ Fombanao efa hatramin’ny fahazazanao izany. Tsy nankatò ny teniko mantsy ianao.+ Ezekiela 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nivaro-tena tany Ejipta izy mirahavavy,+ ary mbola tanora izy ireo dia efa nivaro-tena.+ Tany no nitsapatsapana ny nonony,+ ary tany koa no nibedabedana ny tratrany tamin’izy ireo mbola virjiny.
21 Niteny taminao aho tamin’ny fotoana tsy nampanahy anao,+ nefa hoy ianao: ‘Tsy hankatò aho.’+ Fombanao efa hatramin’ny fahazazanao izany. Tsy nankatò ny teniko mantsy ianao.+
3 Nivaro-tena tany Ejipta izy mirahavavy,+ ary mbola tanora izy ireo dia efa nivaro-tena.+ Tany no nitsapatsapana ny nonony,+ ary tany koa no nibedabedana ny tratrany tamin’izy ireo mbola virjiny.