FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy tamin’ny andro rehetra niainany,+ ka tsy niala tamin’ny fahotana rehetra nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, izay nampanotany ny Israely.+

  • 2 Mpanjaka 17:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary teny amin’ny toerana avo rehetra no nanoloran’izy ireo setroka ho sorona, toy ny nataon’ireo firenena+ nalefan’i Jehovah sesitany noho ny amin’izy ireo. Nanao ratsy foana izy ireo mba hampahatezitra+ an’i Jehovah.

  • 2 Mpanjaka 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+

  • Jeremia 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Mandehana any Silo,+ any amin’ilay toerana nampitoerako ny anarako tamin’ny voalohany,+ ka jereo ny nataoko taminy noho ny faharatsian’ny Israely oloko.+

  • Jeremia 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “I Jehovah Tompon’ny tafika, Ilay namboly anao,+ no nanambara loza hamelezana anao, noho ny zava-dratsy nataon’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda mba hampahatezitra ahy, dia ny nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara