FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 29:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ny raintsika efa nivadika+ tamin’Andriamanitsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika,+ ka nahafoy azy+ sy nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah+ intsony ary nanome lamosina azy.

  • Jeremia 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy izy ireo amin’ny hazo: ‘Ianao no raiko’,+ ary amin’ny vato: ‘Ianao no niteraka ahy.’ Fa izaho kosa nomeny lamosina, fa tsy natrehiny.+ Hilaza amiko anefa izy ireo amin’ny fotoana mahory azy hoe: ‘Mitsangàna ka vonjeo izahay!’+

  • Jeremia 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+

  • Zakaria 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy nety nihaino anefa izy ireo,+ sady mafy hatoka*+ sy nanampin-tsofina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara