Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+ Levitikosy 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary raha minia manakimpy ny masony amin’ilay olona manolotra ny taranany ho an’i Moleka ny vahoaka, ka tsy mamono azy ho faty,+
21 “‘Aza misy atokana*+ ho an’i Moleka+ ny taranakao. Aza zimbazimbaina+ amin’izany fomba izany ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.+
4 Ary raha minia manakimpy ny masony amin’ilay olona manolotra ny taranany ho an’i Moleka ny vahoaka, ka tsy mamono azy ho faty,+