Genesisy 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tany am-piandohana,+ dia namorona+ ny lanitra sy ny tany+ Andriamanitra.+ Salamo 146:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ Apokalypsy 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”
6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany+Sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo,+Dia Ilay mitana ny fahamarinana mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ Apokalypsy 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”
11 “Mendrika handray ny voninahitra+ sy ny haja+ ary ny hery+ ianao, Jehovah ô, eny, ry Andriamanitray ô, satria namorona ny zava-drehetra ianao,+ ary noho ny sitraponao+ no nampisy sy namoronana+ azy ireny.”