FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa iza moa no firenen-dehibe+ manana andriamanitra akaiky azy toa an’i Jehovah Andriamanitsika izay akaiky antsika rehefa antsointsika?+

  • Salamo 50:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+

      Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.”

  • Salamo 91:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiantso ahy izy, dia hamaly azy aho.+

      Ho eo aminy aho raha ory izy.+

      Hamonjy azy aho, ary hanome voninahitra azy.+

  • Isaia 55:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Mitadiava an’i Jehovah, dieny mbola hita izy.+ Miantsoa azy, dieny mbola akaiky izy.+

  • Jeremia 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hiantso ahy ianareo ka ho avy hivavaka amiko, ary hihaino anareo aho.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara