FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra, mandra-pirodan’ny mandanao manerana ny taninao, dia ireo manda avo sy voaro mafy izay nitokisanao. Eny, hataony fahirano ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Jeremia 32:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanorina tovon-tany*+ hanaovana fahirano ny tanàna ny fahavalo mba hamaboana azy.+ Hatolotra eo an-tanan’ireo Kaldeanina miady aminy ny tanàna,+ noho ny loza ateraky ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana.+ Koa tanteraka tokoa izay nolazainao, ary hitanao mihitsy izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara