FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Jereo fa izaho no izy,+

      Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+

      Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+

      Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+

      Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+

  • Isaia 30:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ho toy ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra ny hazavan’ny volana fenomanana. Ary ho avo fito heny toy ny hazavana fito andro ny hazavan’ny masoandro mamirapiratra,+ rehefa fehezin’i Jehovah ny ratra+ amin’ny olony, ary sitraniny+ ny fery lalina vokatry ny kapoka nataony taminy.

  • Jeremia 30:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Fa hampody ny fahasalamanao aho ary hanasitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao”,+ hoy i Jehovah. “Nantsoina hoe vehivavy noroahina ianao:+ ‘Io ilay Ziona tsy misy mpitady.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara