1 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+ Apokalypsy 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary nanao antsika ho fanjakana+ sy mpisorona+ ho an’Andriamanitra Rainy, eny, ho azy mandrakizay anie ny voninahitra sy ny hery!+ Amena.
5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+
6 ary nanao antsika ho fanjakana+ sy mpisorona+ ho an’Andriamanitra Rainy, eny, ho azy mandrakizay anie ny voninahitra sy ny hery!+ Amena.