FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nanomboka nanao ireo zavatra roa lehibe manome hazavana Andriamanitra, ka ilay lehibe kokoa hanjaka amin’ny andro, ary ilay kely kokoa hanjaka amin’ny alina, ary nanao ny kintana koa izy.+

  • Salamo 89:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ho mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra, toy ny volana, izy io,

      Ary ho tahaka ilay vavolombelona mendri-pitokisana eny amin’ny lanitra.” Sela.

  • Isaia 54:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fa na hesorina aza ny tendrombohitra, ary na hihozongozona aza ny havoana,+ dia tsy hesorina aminao kosa ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+ ary tsy hihozongozona ny fifanekem-pihavanana ataoko”,+ hoy i Jehovah, Ilay mamindra fo aminao.+

  • Jeremia 31:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no nolazain’i Jehovah, dia Ilay manome ny masoandro mba hanazava amin’ny andro,+ sy manome lalàna+ mifehy ny volana+ sy ny kintana mba hanazava amin’ny alina,+ Ilay mampisamboaravoara ny ranomasina mba hampidoboka ny onjany,+ Ilay antsoina hoe Jehovah Tompon’ny tafika:+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara