FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy hihozongozona eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandriananao.”’”+

  • 2 Samoela 23:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsy toy izany ve ny ankohonako, eo imason’Andriamanitra?+

      Fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra+ mantsy no nataony tamiko,

      Ary voaomana tsara izy io sady azo antoka.+

      Tena famonjena+ ahy sy tena fahafinaretako izy io,

      Koa tsy hataony miroborobo tsara ve?+

  • Salamo 89:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+

      Ary tsy hanova ny teny efa nolazaiko aho.+

  • Salamo 132:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah,+

      Ka tsy hivadika amin’ny teniny mihitsy.+ Eny, efa nianiana izy hoe:

      “Izay aloaky ny kibonao+

      No hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+

  • Isaia 55:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina+ ka hankatỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.*+ Fa hanao fifanekena aminareo tokoa aho, eny, fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra+ mifanaraka amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana, dia ilay hatsaram-panahy azo itokisana izay naseho tamin’i Davida.+

  • Jeremia 31:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Izao no nolazain’i Jehovah: “‘Raha azo refesina ny lanitra ambony, ary azo karohina ny fototry ny tany,+ dia ho azoko lavina koa ny taranak’Israely manontolo, noho izay rehetra nataon’izy ireo’,+ hoy i Jehovah.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara