Deoteronomia 28:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Ary hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra, mandra-pirodan’ny mandanao manerana ny taninao, dia ireo manda avo sy voaro mafy izay nitokisanao. Eny, hataony fahirano ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Jeremia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+
52 Ary hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra, mandra-pirodan’ny mandanao manerana ny taninao, dia ireo manda avo sy voaro mafy izay nitokisanao. Eny, hataony fahirano ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
5 Lazao any Joda izany, ary torio ao Jerosalema,+ eny, ambarao, ka tsofy eran’ilay tany ny anjombona.+ Manaova antso avo hoe: “Mivoria, ary andao hitsofohantsika ireo tanàna misy manda.+