Genesisy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo. 2 Korintianina 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hebreo ve izy ireo? Izaho koa.+ Israelita ve izy ireo? Izaho koa. Taranak’i Abrahama ve izy ireo? Izaho koa.+
13 Ary afa-nandositra ny lehilahy iray ka tonga nilaza tamin’i Abrama Hebreo,+ izay nonina teo afovoan’ireo hazoben’i Mamre Amorita.+ Rahalahin’i Eskola sy Anera+ io Mamre io, ary samy efa nanao fifanekena tamin’i Abrama izy ireo.
22 Hebreo ve izy ireo? Izaho koa.+ Israelita ve izy ireo? Izaho koa. Taranak’i Abrahama ve izy ireo? Izaho koa.+