Josoa 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary natao ny antsapaka+ ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy. Ny faritra azony dia teo anelanelan’ny an’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa.+
11 Ary natao ny antsapaka+ ka nahazo ny anjarany ny fokon’ny taranak’i Benjamina,+ araka ny fianakaviany avy. Ny faritra azony dia teo anelanelan’ny an’ny taranak’i Joda+ sy ny an’ny taranak’i Josefa.+