FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa lasa maro toy ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+ Ary lasa maro toy ireo lalamben’i Jerosalema ny alitara naorinareo ho an’ilay zava-mahamenatra.+ Teny amin’ireny alitara ireny no nanolorany setroka ho sorona ho an’i Bala.’+

  • Hosea 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Toy ny voaloboka any an-tany efitra ny Israely fony aho nahita azy.+ Ary toy ny aviavy vokatra voalohany, teo amin’ny aviavy sambany vao namoa, ny razanareo fony aho nahita azy.+ Nanaraka an’i Balan’i Peora anefa izy ireo,+ sady nanokan-tena ho an’ilay zava-mahamenatra,+ ka lasa naharikoriko sahala amin’ilay zavatra tiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara