FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nahafoy ahy foana izy ireo+ sady nanompo andriamani-kafa.+ Ary toy izany foana no efa nataony, hatramin’ny andro nitondrako azy niakatra avy tany Ejipta+ ka mandraka androany. Izany koa no ataony aminao izao.

  • 2 Mpanjaka 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy nihaino anefa izy ireo fa nanamafy hatoka+ foana, toy ny nataon’ny razany izay tsy naneho finoana+ an’i Jehovah Andriamaniny.

  • Nehemia 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Na dia nampirisika+ azy hiverina hanaraka ny lalànao aza ianao,+ dia mbola sahisahy ratsy+ ihany izy ireo, ka tsy nihaino ny didinao. Nanota izy ireo+ ka nanda ny didim-pitsaranao,+ izay mahavelona ny olona mankatò azy.+ Ary nanao be marenina*+ foana izy ireo, sady nanamafy hatoka+ ka tsy nihaino.+

  • Jeremia 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsy nihaino ahy anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nanamafy hatoka+ kosa. Ary ratsy noho ny nataon’ny razany ny nataony!+

  • Zakaria 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nataony mafy toy ny vato ny fony,+ mba tsy hankatoavany ny lalàna+ sy ny teny nalefan’i Jehovah Tompon’ny tafika tamin’ny alalan’ny fanahiny,+ ka nampitainy tamin’ny alalan’ny mpaminany fahiny.+ Dia tezitra mafy i Jehovah Tompon’ny tafika.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara