FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitoriteny 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aleo tsy mivoady,+ toy izay mivoady nefa tsy manefa.+

  • Ezekiela 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘“Raha mbola velona koa aho”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia any amin’ny tanin’ilay mpanjaka nanao azy ho mpanjaka, no hahafatesan’ilay nanao tsinontsinona ny fianianany+ sy nivadika tamin’ny fifanekena nataony. Eny, any Babylona no hahafatesany.+

  • Matio 5:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa aoka ny teninareo rehefa Eny dia Eny, rehefa Tsia dia Tsia,+ fa avy amin’ilay ratsy+ ny ankoatra izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara