FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Raha toa ao amin’ny iray amin’ny tanàna nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka misy lehilahy na vehivavy manao izay ratsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao, izany hoe mivadika amin’ny fifanekena nataon’Andriamanitra,+

  • Josoa 7:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nanota ny Israely sady efa nivadika tamin’ny fifanekena+ nasaiko notandremany. Efa nakany koa ny zavatra voatokana haringana,+ ka nangalariny+ sy nafeniny+ ary nataony tao amin’ny entany.+

  • Ezekiela 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘“Raha mbola velona koa aho”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia any amin’ny tanin’ilay mpanjaka nanao azy ho mpanjaka, no hahafatesan’ilay nanao tsinontsinona ny fianianany+ sy nivadika tamin’ny fifanekena nataony. Eny, any Babylona no hahafatesany.+

  • Hosea 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nivadika tamin’ny fifanekena izy ireo,+ tahaka ny olombelona. Nivadika tamiko izy ireo+ tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara