FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Valiany an-kitsirano* kosa anefa izay mankahala azy ka haringany.+ Tsy hisalasala hamaly an-kitsirano an’izay mankahala azy izy.

  • Jeremia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Voaroba ianao izao ka inona no hataonao? Efa zatra nitafy ravin-damba mena midorehitra mantsy ianao, ary efa zatra niravaka volamena sy nanao manjamaso mainty+ mba ho lehibe kokoa no fahitana ny masonao. Very maina fotsiny ny nanaovana izay hahatsara tarehy anao.+ Efa narian’ireo lehilahy te hanao firaisana aminao ianao. Mifofo ny ainao izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara