Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Efesianina 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mba hahita soa ianao, ary mba ho ela velona eto ambonin’ny tany.”+
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+