Nehemia 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+ Nehemia 9:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nandefitra taminy an-taonany maro+ anefa ianao, ary nampitandrina+ azy foana tamin’ny alalan’ny fanahinao izay nomenao ho an’ny mpaminaninao, kanefa tsy nihaino izy ireo.+ Koa natolotrao teo an-tanan’ny mponina manodidina izy, tamin’ny farany.+ Isaia 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa vahoaka mpikomy+ izy ireo, ary zanaka tsy atokisana+ sady tsy vonona hihaino ny lalàn’i Jehovah.+ Jeremia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+
26 “Tsy nankatò+ anefa izy ireo, ary nikomy taminao+ sady tsy niraharaha ny lalànao.+ Novonoiny koa ny mpaminaninao,+ izay nampirisika azy hiverina aminao.+ Ary naniratsira anao tokoa izy ireo.+
30 Nandefitra taminy an-taonany maro+ anefa ianao, ary nampitandrina+ azy foana tamin’ny alalan’ny fanahinao izay nomenao ho an’ny mpaminaninao, kanefa tsy nihaino izy ireo.+ Koa natolotrao teo an-tanan’ny mponina manodidina izy, tamin’ny farany.+
9 Fa vahoaka mpikomy+ izy ireo, ary zanaka tsy atokisana+ sady tsy vonona hihaino ny lalàn’i Jehovah.+
24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany sy ny ditran’ny fo ratsiny,+ hany ka nihemotra izy ireo fa tsy nandroso,+