Eksodosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Deoteronomia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.
12 “Hajao ny rainao sy ny reninao+ mba ho lava andro iainana ianao, eo amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
16 “‘Hajao ny rainao sy ny reninao,+ araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho lava andro iainana ianao, ary mba hahita soa+ any amin’ny tany izay omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.