Deoteronomia 31:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa voasoratr’i Mosesy tao amin’ny boky avokoa ny teny ato amin’ity lalàna ity,+ Jeremia 45:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia+ taminy, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: Ezekiela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa nijery aho, dia iny fa nisy tanana nitsotra nankeo amiko+ sady nihazona horonam-boky.+
45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia+ taminy, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: