Jeremia 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izany fotoana izany,+ fa i Jeremia mpaminany kosa nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.
2 Teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izany fotoana izany,+ fa i Jeremia mpaminany kosa nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.