Jeremia 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nankany amin’ny mpanjaka tao an-tokotany+ ireo andriana, fa ilay horonam-boky kosa navelany tao amin’ny efitra fisakafoan’i+ Elisama+ mpitan-tsoratra. Ary nolazain’izy ireo tamin’ny mpanjaka ny teny rehetra.
20 Dia nankany amin’ny mpanjaka tao an-tokotany+ ireo andriana, fa ilay horonam-boky kosa navelany tao amin’ny efitra fisakafoan’i+ Elisama+ mpitan-tsoratra. Ary nolazain’izy ireo tamin’ny mpanjaka ny teny rehetra.