2 Mpanjaka 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana. Jeremia 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ koa i Jeremia, mba tsy hatolotra hovonoin’ny vahoaka.+ Jeremia 39:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nandefa iraka haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ izy ireo. Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa nonina teo amin’ny vahoaka i Jeremia.
8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia+ mpisoronabe tamin’i Safana+ mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.
14 Nandefa iraka haka an’i Jeremia tany amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ izy ireo. Dia natolony an’i Gedalia+ zanak’i Ahikama,+ zanak’i Safana,+ izy mba hoentiny any an-tranony. Koa nonina teo amin’ny vahoaka i Jeremia.