2 Tantara 34:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy koa i Safana mpitan-tsoratra tamin’ny mpanjaka: “Misy boky+ nomen’i Hilkia mpisorona ahy.”+ Dia novakin’i Safana teo anatrehan’ny mpanjaka izany.+
18 Hoy koa i Safana mpitan-tsoratra tamin’ny mpanjaka: “Misy boky+ nomen’i Hilkia mpisorona ahy.”+ Dia novakin’i Safana teo anatrehan’ny mpanjaka izany.+