Isaia 47:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hanjary ho toy ny vodivary+ izy ireo ka ho kilan’ny afo.+ Tsy hahavonjy ny ainy+ ho afaka amin’ny herin’ny lelafo izy ireo.+ Tsy hisy vainafo hahazoan’ny olona hafanana, na afo hamindroana.
14 Hanjary ho toy ny vodivary+ izy ireo ka ho kilan’ny afo.+ Tsy hahavonjy ny ainy+ ho afaka amin’ny herin’ny lelafo izy ireo.+ Tsy hisy vainafo hahazoan’ny olona hafanana, na afo hamindroana.