Levitikosy 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 dia hanohitra mafy anareo koa aho.+ Ary izaho mihitsy no hanasazy anareo impito, noho ny fahotanareo.+ Fitomaniana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+
28 dia hanohitra mafy anareo koa aho.+ Ary izaho mihitsy no hanasazy anareo impito, noho ny fahotanareo.+
11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+