Jeremia 32:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izany fotoana izany,+ fa i Jeremia mpaminany kosa nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda. Jeremia 37:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa tezitra tamin’i Jeremia ireo andriana+ ka nikapoka azy+ ary nanao azy tao amin’ny trano figadrana,+ dia tao an-tranon’i Jonatana+ mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.+
2 Teo am-panaovana fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izany fotoana izany,+ fa i Jeremia mpaminany kosa nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ izay teo amin’ny tranon’ny mpanjakan’ny Joda.
15 Koa tezitra tamin’i Jeremia ireo andriana+ ka nikapoka azy+ ary nanao azy tao amin’ny trano figadrana,+ dia tao an-tranon’i Jonatana+ mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.+