Jeremia 51:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hiampatrampatra any amin’ny tanin’ny Kaldeanina+ ny fatin’izy ireo, ary ho eny an-dalambeny ireo voatrobaka.+
4 Dia hiampatrampatra any amin’ny tanin’ny Kaldeanina+ ny fatin’izy ireo, ary ho eny an-dalambeny ireo voatrobaka.+