Salamo 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+ Sy izay mihetraketraka amiko.+ Salamo 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vavolombelona mahery setra no mitsangana hiampanga ahy.+Ary zavatra tsy fantatro no anontaniany ahy.+
12 Aza atolotra eo an-tanan’ny fahavaloko aho,+Fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga,+ Sy izay mihetraketraka amiko.+
11 Vavolombelona mahery setra no mitsangana hiampanga ahy.+Ary zavatra tsy fantatro no anontaniany ahy.+