1 Samoela 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hoy i Ely: “Inona no nolazainy taminao? Aza afenina ahy, raha sitrakao.+ Hofaizin’Andriamanitra anie ianao,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha misy afeninao ahy izay teny nolazainy taminao!” 1 Mpanjaka 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy ny mpanjaka: “Impiry aho no hampianiana anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’i Jehovah afa-tsy ny marina ihany?”+
17 Ary hoy i Ely: “Inona no nolazainy taminao? Aza afenina ahy, raha sitrakao.+ Hofaizin’Andriamanitra anie ianao,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha misy afeninao ahy izay teny nolazainy taminao!”
16 Dia hoy ny mpanjaka: “Impiry aho no hampianiana anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’i Jehovah afa-tsy ny marina ihany?”+