2 Mpanjaka 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+ Jeremia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+
9 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka+ ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.+
2 “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana lazao amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda,+ eny, lazao aminy hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ ka hodorany.+