Jeremia 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Nahoana izy ireo no hitako mihorohoro? Mitakemotra izy ireo, ary resy tanteraka ny lehilahy maheriny, ka mandositra ary tsy miherika akory.+ Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra’,+ hoy i Jehovah. Jeremia 46:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Toy ny zanak’omby mifahy+ koa ireo mpikarama an’adiny, nefa hilavo lefona+ sy handositra daholo. Tsy hahatohitra izy ireo,+ fa ho tonga ny andro hahitany loza, dia ny fotoana hifantohana aminy.’+
5 “‘Nahoana izy ireo no hitako mihorohoro? Mitakemotra izy ireo, ary resy tanteraka ny lehilahy maheriny, ka mandositra ary tsy miherika akory.+ Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra’,+ hoy i Jehovah.
21 Toy ny zanak’omby mifahy+ koa ireo mpikarama an’adiny, nefa hilavo lefona+ sy handositra daholo. Tsy hahatohitra izy ireo,+ fa ho tonga ny andro hahitany loza, dia ny fotoana hifantohana aminy.’+