15 Koa tezitra tamin’i Jeremia ireo andriana+ ka nikapoka azy+ ary nanao azy tao amin’ny trano figadrana,+ dia tao an-tranon’i Jonatana+ mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.+
20 Mba henoy re aho, ry mpanjaka tompoko ô! Aoka re mba hohenoinao ny fitalahoako+ e! Aza averina ao an-tranon’i Jonatana+ mpitan-tsoratra intsony aho, sao maty ao!”+