Deoteronomia 28:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary ho lasa adala tokoa ianao noho izay ho hitan’ny masonao.+ Isaia 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny zanany hotorotoroina eo imasony,+ ny tranony horobaina, ary ny vadiny hovetavetaina.+