2 Tantara 36:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+ Daniela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+
21 Izany dia mba hahatanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia,+ mandra-panonitr’ilay tany ny sabatany.+ Nitandrina sabata ilay tany nandritra ny andro rehetra tsy nisian’ny mponina teo aminy, mandra-pahatapitry ny fitopolo taona.+
12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+