Salamo 41:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Sambatra izay miahy ny mahantra,+Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny andro mahory.+ Salamo 50:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Antsoy aho amin’ny andro fahoriana,+Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra+ ahy ianao.” Salamo 91:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+
14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+