FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hilaza ireo hoe: ‘Satria izy ireo nivadika tamin’ilay fifanekena,+ izay nataon’i Jehovah Andriamanitry ny razany fony izy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta.+

  • 1 Mpanjaka 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hisy hilaza hoe: ‘Satria ry zareo nahafoy an’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra ny razany nivoaka avy tany Ejipta,+ ary nifikitra tamin’andriamani-kafa+ ka niankohoka teo anatrehan’ireny sady nanompo azy. Izany no nahatonga an’i Jehovah hamely azy ireo tamin’izao loza rehetra izao.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara