Jeremia 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nankany amin’i Gedalia tany Mizpa izy ireo, dia i Ismaela+ zanak’i Netania, Johanana+ sy Jonatana zanak’i Karea, sy Seraia zanak’i Tanometa, ireo zanak’i Efay Netofatita,+ ary Jazania+ zanak’ilay Makatita,+ niaraka tamin’ny miaramilany avy.+ Jeremia 41:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nitsangana i Ismaela zanak’i Netania sy ireo folo lahy niaraka taminy ka nasian’izy ireo tamin’ny sabatra i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana.+ Koa novonoin’i Ismaela ilay olona notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra ilay tany.+
8 Koa nankany amin’i Gedalia tany Mizpa izy ireo, dia i Ismaela+ zanak’i Netania, Johanana+ sy Jonatana zanak’i Karea, sy Seraia zanak’i Tanometa, ireo zanak’i Efay Netofatita,+ ary Jazania+ zanak’ilay Makatita,+ niaraka tamin’ny miaramilany avy.+
2 Dia nitsangana i Ismaela zanak’i Netania sy ireo folo lahy niaraka taminy ka nasian’izy ireo tamin’ny sabatra i Gedalia zanak’i Ahikama, zanak’i Safana.+ Koa novonoin’i Ismaela ilay olona notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra ilay tany.+