2 Mpanjaka 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tamin’ny volana fahafito,+ dia tonga i Ismaela+ zanak’i Netania zanak’i Elisama tarana-mpanjaka, ary nisy folo lahy niaraka taminy. Ary namely an’i Gedalia izy ireo,+ ka maty i Gedalia sy ny Jiosy ary ny Kaldeanina niaraka taminy tany Mizpa.+
25 Tamin’ny volana fahafito,+ dia tonga i Ismaela+ zanak’i Netania zanak’i Elisama tarana-mpanjaka, ary nisy folo lahy niaraka taminy. Ary namely an’i Gedalia izy ireo,+ ka maty i Gedalia sy ny Jiosy ary ny Kaldeanina niaraka taminy tany Mizpa.+