Levitikosy 19:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Aza hetezana fohy loatra ny volonareo, avy eo amin’ny fihirifana iray mihodidina mankany amin’ny fihirifana iray. Ary aza analana ny sisin’ny volombavanao.+
27 “‘Aza hetezana fohy loatra ny volonareo, avy eo amin’ny fihirifana iray mihodidina mankany amin’ny fihirifana iray. Ary aza analana ny sisin’ny volombavanao.+