Joba 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia namaly an’i Jehovah i Satana+ hoe: “Hoditra solon’ny hoditra, ary izay rehetra ananan’ny olona dia homeny hiarovana ny ainy.*+ Ohabolana 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny harenan’ny manankarena no mahavotra ny ainy,+ fa ny mahantra kosa tsy mba mandre teny henjana.+ Mpitoriteny 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fiarovana ny fahendrena,+ ary fiarovana koa ny vola.+ Izao anefa ny tombony azo amin’ny fahalalana: Rehefa ampiarahina amin’ny fahendrena izy dia miaro ny ain’izay manana azy.+
4 Dia namaly an’i Jehovah i Satana+ hoe: “Hoditra solon’ny hoditra, ary izay rehetra ananan’ny olona dia homeny hiarovana ny ainy.*+
12 Fiarovana ny fahendrena,+ ary fiarovana koa ny vola.+ Izao anefa ny tombony azo amin’ny fahalalana: Rehefa ampiarahina amin’ny fahendrena izy dia miaro ny ain’izay manana azy.+