12 Ary hoteteziko ny tany Ejipta amin’io alina io,+ ka hovonoiko ny lahimatoa rehetra ao, hatramin’ny olona ka hatramin’ny biby.+ Ary hampiharako didim-pitsarana ny andriamanitra rehetran’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah.+
25 “Hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hitodika manokana amin’i Amona+ ao No+ aho, sy amin’i Farao sy Ejipta sy ny andriamaniny+ sy ny mpanjakany,+ dia amin’i Farao sy izay rehetra matoky azy.’+