2 Tantara 36:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+ Salamo 81:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nihaino ny feoko anefa ny oloko,+Ary tsy vonona ny hankatò ahy ny Israely.+
16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+