Jeremia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+
6 Ry taranak’i Benjamina ô, mialà ao Jerosalema ka mitadiava fialofana! Tsofy ao Tekoa+ ny anjombona.+ Ataovy miakatra ao Beti-hakerema+ ny afo famantarana, satria efa mananontanona avy any avaratra ny loza, dia fandravana be.+