2 Mpanjaka 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary niala tamin’ny didy+ rehetra nomen’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ka nanao sarivongana+ zanak’omby roa+ tamin’ny metaly. Nanao tsato-kazo masina+ koa izy ireo, sady niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ ary nanompo an’i Bala.+ Nehemia 9:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy nankatò ny lalànao+ ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razanay,+ sady tsy nitandrina ny didinao+ na ny fampahatsiahivanao izay nananaranao+ azy. Salamo 106:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+
16 Ary niala tamin’ny didy+ rehetra nomen’i Jehovah Andriamaniny izy ireo, ka nanao sarivongana+ zanak’omby roa+ tamin’ny metaly. Nanao tsato-kazo masina+ koa izy ireo, sady niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ ary nanompo an’i Bala.+
34 Tsy nankatò ny lalànao+ ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razanay,+ sady tsy nitandrina ny didinao+ na ny fampahatsiahivanao izay nananaranao+ azy.