FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ny vato malama eny amin’ny lohasaha falehan-driaka no anjaranao.+ Ireny no anjaranao.+ Ary ireny no nandrarahanao fanatitra zava-pisotro,+ sy nanoloranao fanomezana. Zavatra toy izany ve no hampiononako ny tenako?+

  • Jeremia 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Maka kitay ny ankizy, ary mandrehitra afo ny rainy, fa ny vehivavy kosa mamolavola koba hanaovana mofo atao fanatitra ho an’ny ‘mpanjakavavin’ny lanitra.’+ Mandraraka fanatitra zava-pisotro+ ho an’andriamani-kafa koa izy ireo, mba hampahatezitra ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara